Sombin-tantara nosoratan'i Johary Ravaloson
Tsoaka avy @ Les Nuits d'Antananarivo, No Comment 2016
Dikateny: Soamiely Andriamananjara
Sombin-tantara, Tantara noforonina, Hadihady, Fakafaka, Sehon-kevitra
Viewing entries in
sombintantara
Sombin-tantara nosoratan'i Johary Ravaloson
Tsoaka avy @ Les Nuits d'Antananarivo, No Comment 2016
Dikateny: Soamiely Andriamananjara
Nifanena tery akaikin’ny hotely fisakafoanana iray tao antampontananan’ Antananamalaza hono Ralalitra sy Ravitsika indray takariva nandrahona izay.
"ANALAKELY TSY VAKY ANDRO" tantarain'i Hemerson Andrianetrazafy amintsika. Finareta manisy maso e!
Mahatsapa tena ho toy ny zavozavom-pisiana ho an'ny manodidina sy izay tany lalovany hono i Hemerson Andrianetrazafy
“Mba aza manody ity fitiavana ity fa rehefa diso fipetraka mampikodia.” Resaka ohatr'izany no tantarain'i Mina Ilarion amintsika.
Ary aiza ihany i Zara e? Sombintantara nosoratan'i Riva.