Tsara Soratra

View Original

Randrambolana Desambra 2016

Randrambolana Isambolana

Tsapao kely ary ny fahalalanao ny haisoratra malagasy

MARINDRANO

4) Ho any ianao kanefa, aza ataonao fantany (Rado)
7) Ny fasako fasako ihany, fa ny ___ dia fasako koa (Rabearivelo)
8) Poeta malaza: ___ Zanamihaotra (1925-1997)
9) Poeta manoratsora-poana ao amin’ny facebook: Dafy ____
12) Takelaka ___, asa-soratra nangonin’i Simeon Rajaona
13) Poeta malaza: Ny ___ Ramanantoanina (1891-1940)
14) Tadidy tompoko iny, na dia tsy ____ aza (J. Ranirina)
16) Ianao no tena malagasy, fa tsy ireny ____ ireny (R. Zanamihaotra)


MITSANGANA

1) Ny E. amin’ny E.D. Andriamalala (1918 - 1979)
2) Boky misy  sombintantara noforoniin’i C. Ratsifandrihamanana
3) Boky (anakiroa) nosoratan’i E.D. Andriamalala (1965) 
5) Mpanoratra ny boky Kitoantoana: Ny R. ___.  (Loka Tokan'ny Akademia Malagasy, 110 taona)
6) Mandrombona lasan-ko _____ (Dox)
10) Solonanaran’ny Poeta Jean Verdi Salomon Razakandrainy (1913-1978)
11) ____ (sy Kemba) Bokin'i A. Rajaonarivelo
15) I _____.  Bokin’i Andry Andraina