Randrambolana Isambolana
Tsapao kely ary ny fahalalanao ny haisoratra malagasy
MARINDRANO
4) Ho any ianao kanefa, aza ataonao fantany (Rado)
7) Ny fasako fasako ihany, fa ny ___ dia fasako koa (Rabearivelo)
8) Poeta malaza: ___ Zanamihaotra (1925-1997)
9) Poeta manoratsora-poana ao amin’ny facebook: Dafy ____
12) Takelaka ___, asa-soratra nangonin’i Simeon Rajaona
13) Poeta malaza: Ny ___ Ramanantoanina (1891-1940)
14) Tadidy tompoko iny, na dia tsy ____ aza (J. Ranirina)
16) Ianao no tena malagasy, fa tsy ireny ____ ireny (R. Zanamihaotra)
MITSANGANA
1) Ny E. amin’ny E.D. Andriamalala (1918 - 1979)
2) Boky misy sombintantara noforoniin’i C. Ratsifandrihamanana
3) Boky (anakiroa) nosoratan’i E.D. Andriamalala (1965)
5) Mpanoratra ny boky Kitoantoana: Ny R. ___. (Loka Tokan'ny Akademia Malagasy, 110 taona)
6) Mandrombona lasan-ko _____ (Dox)
10) Solonanaran’ny Poeta Jean Verdi Salomon Razakandrainy (1913-1978)
11) ____ (sy Kemba) Bokin'i A. Rajaonarivelo
15) I _____. Bokin’i Andry Andraina