Boky vaovao

Boky vaovao

Boky vao nivoaka: Volana sy Vinany (Soanampoinimialy)

Vakio randran-kalo vitsivitsy hono ireto sendra niserana ka nangonin'i Soanampoinimialy ho antsika. Finareta mamaky re fa ny boky natonta no anay fa ny soa sy ny kanto izay raiketiny kosa dia iarahantsika manana. Aza noana am-pototry ny sompitra, ary aza maloto manan-tsavony. Sasin-tenin'i Raharimanana ary Sasin-kalon'i Hemerson Andrianetrazafy. Rovita alohan'ny aina anie izato amboaran-kalo eo am-pelatananao.

http://www.lulu.com/shop/soanampoinimialy/volana-sy-vinany/paperback/product-22899203.html

product_thumbnail.php.jpeg