Inona no fiantraikan'io fesiboky-fesibokinareo io amin'ny literatiora sy asa-soratra? Eo indrindra isika izao. Misy lalana vitsivitsy azo karohina sy fakafakaina ireto atolotr'i Riambola Mitia. Zarao ny hevitrao.
Viewing entries tagged
sehon-kevitra
Tezao hono ny ankizy fa tsy mbola tara. Manainga ny mpamaky hiverina hisaintsaina ny momba ny "fahendrena" sy "fisainana" Malagasy nentim-paharazana sasantsasany i Volatiana Rahaga.