IMG_1590.JPG
3351306266_a51560d78f_o.jpg
IMG_1937.JPG
IMG_1590.JPG

Ny antompisian'ny Tsara Soratra


Ambohipihaonana sy Vatofamelankafatra ho an' ny haisoratra Malagasy

SCROLL DOWN

Ny antompisian'ny Tsara Soratra


Ambohipihaonana sy Vatofamelankafatra ho an' ny haisoratra Malagasy

 

Amin'ny anaran'ny soratra

Ny lojikan’ny Tsara Soratra

Betsaka ny Malagasy no mañana talenta (na voajahary na nianarana) amin’ny asa-soratra. Mijery ny isan’ny fikambanan’ny mpanoratra na poeta eto Madagasikara  na ny groupy sy pejy eo amin’ny Facebook fotsiny ianao dia ho resy lahatra fa maro dia maro tokoa no tia manoratra.  Ny ankabeazan’ny fotoana dia toa very ao anaty kotaban’ny anterineto ireo tena manantalenta ka tsy dia tena afaka misongadina loatra.  

Misy koa ireo tena mahay manoratra kanefa tsy manana izay ilaina (na vola io na lazonady) hanontana boky.  Satria vitsy dia vitsy ny tranoprinty eto no mamoaka boky amin’ny teny Malagasy, ka tsy maintsy manonta tena raha te hamoaka boky. Kanefa tsy betsaka ny mahay fa tsy manana.  Betsaka koa ny tsy dia miraika loatra amin’ilay hoe “hamoaka boky” kanefa mba mendrika ho asongadina ihany.

Ny Tsara Soratra dia mikendry ny hanampy ary hanome kianja amirapiratan’ireny diamondra latsaka an-karina irony, na irony mba te-kanefa-tsy afaka irony amin’ny alalan’ny fisafidianana ary fisafidianana ny sanganasa’izy ireny. Ny mpanoratra vao misandratra moa no tena tilina amin’io lafiny io. Asa-soratra heverina fa tena tsara (amin’ny lafiny izay voafaritra tsara) sy voakaly ihany no avoaka eto. Ary misy komity mpamaky izay antenaina fa ho sarotiny mihitsy, miandraikitra an’izany. 

Ny Tsara Soratra koa dia mikendry ny manolotra ho an’ireo mpankafy ny asa-soratra Malagasy sehatra tokana ahafahany mamaky ny sangany.  Angoniana arak’izay azo atao ny lahatsoratra nosoratan’ireo mpanoratra tsapan’ny komiy mpifantina fa ambony lenta sy avo fenitra.  

Ny endriky ny fahombiazana izany eto amin’ny Tsara Soratra dia hoe “Sady mitondra asa-soratra raitra ho an’ny mpankafy, no manolotra sehatra maro mpamaky ho an’ny mpanoratra sangany.” Dia samy ho afa-po daholo na ny mpamaky na ny mpanoratra. Inona indray anefa moa no tadiavina akoatra an’izay e?  Ny dikan’izany fia hoe tsy maintsy atokisan’ny olona fa lahatsoratra voakaly sy voafantina tsara no miseho eto, ary tsy maintsy atokisan’ny mpanoratra fa hisy olona hankafy ny sanganasany.  Raha voa mikatso ny iray amin’ireo dia tsy mandeha koa ny ilany. 

Ho tonga anie ny fahombiazana.

 

 
3351306266_a51560d78f_o.jpg

Zara Soratra


Torohevitra vitsivitsy raha toa ianao ka maniry ny hizara soratra

 

Zara Soratra


Torohevitra vitsivitsy raha toa ianao ka maniry ny hizara soratra

 

Cras mattis consectetur purus sit amet fermentum. Sed posuere consectetur est at lobortis. Cras justo odio, dapibus ac facilisis in, egestas eget quam. Sed posuere consectetur est at lobortis. Maecenas faucibus mollis interdum. Nulla vitae elit libero, a pharetra augue. Cras justo odio, dapibus ac facilisis in, egestas eget quam.

Vivamus sagittis lacus vel augue laoreet rutrum faucibus dolor auctor. Praesent commodo cursus magna, vel scelerisque nisl consectetur et. Aenean lacinia bibendum nulla sed consectetur. 

Aenean lacinia bibendum nulla sed consectetur. Etiam porta sem malesuada magna mollis euismod. Fusce dapibus, tellus ac cursus commodo, tortor mauris condimentum nibh, ut fermentum massa justo sit amet risus. Cras mattis consectetur purus sit amet fermentum.

Nulla vitae elit libero, a pharetra augue. Maecenas sed diam eget risus varius blandit sit amet non magna. Cras mattis consectetur purus sit amet fermentum. Integer posuere erat a ante venenatis dapibus posuere velit aliquet.

IMG_1937.JPG

Ny Mpikarakara


Ireto no vato nananana vy nahitana 

Ny Mpikarakara


Ireto no vato nananana vy nahitana 

Liz Grisaitis

EXECUTIVE CHEF

Nullam quis risus eget urna mollis ornare vel eu leo. Curabitur blandit tempus porttitor. Curabitur blandit tempus porttitor. Fusce dapibus, tellus ac cursus commodo, tortor mauris condimentum nibh, ut fermentum massa justo sit amet risus. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit.

Matteo Capon

CHEF DE CUISINE

Duis mollis, est non commodo luctus, nisi erat porttitor ligula, eget lacinia odio sem nec elit. Sed posuere consectetur est at lobortis. Maecenas sed diam eget risus varius blandit sit amet non magna. Aenean lacinia bibendum nulla sed consectetur. Praesent commodo cursus magna, vel scelerisque.

Angie Walsh

PASTRY CHEF

Cras justo odio, dapibus ac facilisis in, egestas eget quam. Maecenas faucibus mollis interdum. Donec ullamcorper nulla non metus auctor fringilla. Cras justo odio, dapibus ac facilisis in, egestas eget quam. Vivamus sagittis lacus vel augue laoreet rutrum faucibus dolor auctor. Cum sociis natoque penatibus et magnis.

Tsara Soratra


Tsara Soratra


Laharana 0

The following is placeholder text known as “lorem ipsum,” which is scrambled Latin used by designers to mimic real copy. Sed a ligula quis sapien lacinia egestas. In sit amet felis malesuada, feugiat purus eget, varius mi. Fusce at massa nec sapien auctor gravida in in tellus. Vivamus sit amet semper lacus, in mollis libero.

Tantara

The following is placeholder text known as “lorem ipsum,” which is scrambled Latin used by designers to mimic real copy. Donec eget risus diam. Mauris id fermentum nulla.

Tononkalo

The following is placeholder text known as “lorem ipsum,” which is scrambled Latin used by designers to mimic real copy. Nullam sit amet nisi condimentum erat iaculis auctor. Nullam sit amet nisi condimentum erat iaculis auctor.

Vaovao

The following is placeholder text known as “lorem ipsum,” which is scrambled Latin used by designers to mimic real copy. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Fusce at massa nec sapien auctor gravida in in tellus.