Viewing entries in
sombintantara

Hafatr’i Dada

Comment

Hafatr’i Dada

Hilaza hafatra amin'ny zanany i Dada fa efa akaiky ny farany.  Tantara mampangitakitaka nosoratran'i Mina Ilarion.

Comment

AMBOHITSITAITRA

Comment

AMBOHITSITAITRA

Indro misy sombintantara mikasika ny fahadiovana nosoratan'i Solofo José mety ary tokony hahaliana antsika rehetra.

Comment

ILAY SOMBIN-TARATASY SISA

Comment

ILAY SOMBIN-TARATASY SISA

"Ditra niarahana natao izao no ho zakaiko samy irery. Veloma i Lucien, hoy i Lucia mianaka." Izany no hita ao anatin'ity sombintantara nosoratan'i Mina Ilarion ity.

Comment

VOANGORY, LOKO SY FIKOLO SAINA  !

Comment

VOANGORY, LOKO SY FIKOLO SAINA !

"Tsy mitsaha-mihitatra ny elanelana misy eo amin’ny 'Voangory mainty vody', 'gasy petaka' sy ireto 'Vody nofotsiana' izay voangory be ihany fa nolokoana ho 'vazaha' !" Hoy i Hemerson Andrianetrazafy.

Comment