• Ivopejy
  • Tantara
  • Kalo
  • Vaovao

Tsara Soratra

  • Ivopejy
  • Tantara
  • Kalo
  • Vaovao
IMG_5345 copy.jpg

Tantara sy Fakafaka


Sombin-tantara, Tantara noforonina, Hadihady, Fakafaka, Sehon-kevitra 

ANALAKELY TSY VAKY ANDRO

1 Comment

ANALAKELY TSY VAKY ANDRO

October 14, 2017

"ANALAKELY TSY VAKY ANDRO" tantarain'i Hemerson Andrianetrazafy amintsika.  Finareta manisy maso e!

 

1 Comment

NY LALANA MANKANY AMIN’NY FANDROSOANA

2 Comments

NY LALANA MANKANY AMIN’NY FANDROSOANA

September 10, 2017

Mamakafaka ny atao hoe "fandrosoana" i Adrien Ratsimbaharison. 

2 Comments

ANDRO MIDITRA SY VOLA NIVOAKA

Comment

ANDRO MIDITRA SY VOLA NIVOAKA

September 10, 2017

Mahatsapa tena ho toy ny zavozavom-pisiana ho an'ny manodidina sy izay tany lalovany hono i Hemerson Andrianetrazafy

Comment

Ramatoa mpampianatra

2 Comments

Ramatoa mpampianatra

September 10, 2017

“Mba aza manody ity fitiavana ity fa rehefa diso fipetraka mampikodia.” Resaka ohatr'izany no tantarain'i Mina Ilarion amintsika.

2 Comments

Zara

Comment

Zara

September 10, 2017

Ary aiza ihany i Zara e? Sombintantara nosoratan'i Riva.

Comment

Ji

Comment

Ji

September 10, 2017

Tantaran'i Ji amin'ny foko Siky, nosoratan'i Mero Kosiky

Comment

Newer
Older
Top

Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Revio Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.  Ny mpanoratra ny lahatsoratra tsirairay no tompon'ny lahatsoratra ary tompon'andraikitra mitazona ny zon'ny mpanoratra na ny copyright, fa tsy ny RanjaSoa Publishing,

Raha mañana fanontaniana ianao na mañana lahatsoratra na vaovao ianao ka tianao zaraina eto amin'ny Tsara Soratra dia alefaso amin'ny TsaraSoratra@gmail.com.