Hafa indray ity kalon'i Tahirintsoa ity an! Orok'anjely!
"Eto misy faingo maniry zay ho tohiny," hoy Ny maoza.
"Vorika fa tiana" hono ny boky hoy i Dafy Noely.
Sambo hitondra anao hitety onja hono ny soratr'i Ranoe.
Lapa iandrasan'i Rojo anao!
Misy marina ve ny voalazan'ny poeta? Milaza ny heviny Ny Maoza.
Hifady sira hono i Soanampoinimialy fa toa miakatra be ny tosi-dra.
Tiako foana ... Miantsa fitia i Toetra Ràja.
Mitantara ny resaky ny mpinamana roa i AnjarHanitra.
"ilay sioka tokan’ny mpiandry vavahady" hono i Soanampoinimialy.