Avy t'aiza tokoa ary ireny problema isankarazany ireny, hoy i Doloier.
Viewing entries tagged
Tononkalo
Soanampoinimialy sy ireo vorona dimy.
"Jereo ange ity mamo mivembena eran’ny arabe, mamon-toaka hono ity tovavy kely itony ..." hoy i Doloier.
Tononkalo mamela hafatra ho an'ilay olontiana nefa toa lasa. Atolotry Ranoly.
Izao no miseho rehefa TIA ny olona. Tononkalon'i Maharavo A,
Miavaka amin'ny hafa ny kalon'i Maharavo A.
Kepoky ny kapoka fa voakipaka, hoy i RaoziGasy, ilay kevoka voakopaky ny fantsy.
" Izaho no Fahafahana. Ilay nianjady fahafatesana." hoy ilay angatra tafaresaka tamin'i Soanja Estelle.
70 taona. 29Martsa1947. Mbola mitohy ny tolona, hoy i Volatiana Rahaga. Atao inona tokoa moa ireny rehetra ireny e?
Manahirana mihitsy ity resaka fitiavana ity indraindray an! Tononkalon'i JM ANDRIMAMY