Kepoka

Comment

Kepoka

Kepoky ny kapoka fa voakipaka, hoy i RaoziGasy, ilay kevoka voakopaky ny fantsy.

Comment

Atao inona?

Comment

Atao inona?

70 taona. 29Martsa1947.  Mbola mitohy ny tolona, hoy i Volatiana Rahaga.   Atao inona tokoa moa ireny rehetra ireny e?

Comment

Ho an-janako

Comment

Ho an-janako

"andaingom-boninkazo ny jijin'ny tantely ..., samonin-kasambarana mihira sy"miravo"" atolotr'i Narilala RL ho an-janany hono izany rehetra izany, sy ny hafa maro koa.

Comment

Lazao

Comment

Lazao

"Enga anie ianao ka tsy tafandry mandry: tongava mba mamangy e!" Hafa ihany i Rojo e!  

Comment